|
|
|
|

Entry1  safo morona
Elementary words  2 safo, 3 morona
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 enti-milaza fahafenoana mifamatra tsara amin' ny molotry ny famarana [1.1]
Examples  6  Tsy safomorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [2.470]
Synonyms  7 safo makirana

Updated on 2025/09/12